INFOS PRATIQUES
Adiresy : 3490 Fabien Laberge, H4E-4P8, Montréal, Québec; 514-761-6219 .
email: sekfolk@yahoo.fr Toerana fianarana :
Centre
Afrika, 1644 rue St Hubert, Montréal, Qc H2L-3Z3, 514-843-4019
NA CRCS St Zotique, 75 rue Sir Georges Étienne-Cartier, Montréal, Qc H4C-3A1, 514-935-2001
Ora : manomboka amin’ny 2 ora ka mifarana amin’ny 4 ora; Taom-pianarana :
.
tapan’ny voalohany, septambra-janoary
.
tapan’ny faharoa, febroary-jiona
Isakin’ny sabotsy faharoa na fahatelon’ny volana sy ny sabotsy faran’ny
volana
Iangaviana isika hijery hatrany ny filazana ao amin’ny
seraseragasyCA@yahoogroups.com
na ao amin’ny filazam-baovao
dernières nouvelles
(site)
na hiantso ny
514-761-6219 Saram-pianarana :
a) tanora na ankizy: 5$
b) lehibe: 10$ isakin’ny cours iray (maharitra adin’ny roa) Ny vola azo avy amin’izany dia :
a) hanampiana ny fitaovana izay ilaina amin’ny fianarana;
b) hividianana fanomezana hozaraina amin’ny Halloween, Krismasy,
fitsingerenan’ny taona nahaterahana sns; d) hividianana ny fanalana hetaheta isaky ny mihaona. Taona 2008-2009 (daty) : 1. 27 septambra 2008
2.
11 et 25 oktobra 2008
3.
08 ou 15 et 29 novambra 2008
4.
13 sy 20 desambra 2008
5. 17 sy 31 janvier 2009
6.
14 sy 28 février 2009
8.
marsa 2009,
mbola ho avy
9.
aprily 2009, mbola ho avy
10.
may 2009, mbola ho avy 11. jiona 2009, mbola ho avy Sokajin’ny sekoly : 1. Ny madinika ka hatramin’ny dimy taona; 2. Ny enin-taona ka hatramin’ny valo taona; 3. Ny sivy taona ka hatramin’ny iraikambinifolo taona; 4. Ny roambinifolo taona ka hatramin’ny efatrambinifolo taona; 5. Ny dimy ambinifolo taona no miakatra.
Misy koa ny fianarana ho an’ny olon-dehibe Ny fisoratana anarana dia mandavan-taona.
|
Ce site Web a été créé par SkUnKySkUrT.
si des liens ne fonctionnent pas envoyez moi un mail
Nov.2003