ACTIVITES 

 

 

    Fandaharan'asa isan-taona :

     

      1. Septambra : fetin'ny fidiran’ny taom-pianarana vaovao ;

      2. Oktobra : mikasika ny Halloween ;

      3. Novambra : andro fampahafantarana an’i Madagasikara ;

      4. Desambra : Krismasy ao amin’ny Sekoly sy fandraisana anjara miaraka amin’ireo fikambanana eto Montréal ;

      5. Febroary : mikasika ny St Valentin ;

      6. Marsa na aprily : cabane à sucre ;

      7. Jiona : fety famaranana ny taom-pianarana ary fitsangatsanganana ;

      8. Aogositra : fetin’ny Ankizy miaraka amin’ny Ville de Montréal (Parc de Maisonneuve)

      

    Zava-bita nandritra ny taona 2003  :

     Lohataona 2003 (printemps)

      1.  volana marsa : fampianarana (fomba sy teny malagasy) ireo mpianatra quebecois

          handeha ho any Madagasikara;

      2.  volana aprily : fandraisana anjara tamin’ny projet ÉLODIL (Éveil au langage et

          Ouverture a la Diversité Linguistique) , www.elodil.com, niaraka tamin’ny Université de

          Montréal;

      3. volana may : fanasana avy amin’ny Ville de Montréal momba ny Herinandron’ny

          Fianakaviana na Semaine Québécoise de la Famille izay nandraisan’ny ray aman-dreny

          sy ny ankizy anjara tao amin’ny Vieux-Port, Montréal.

     

    Fahavaratra 2003 (été)

      1. volana jiona : fanasana avy tamin’ny fikambanan’ny Algérie nandraisana anjara

         tamin’ny fetim-pirenena quebecois;

      2. volana jiona : fanasana avy tamin’ny ministra federaly Sheila Copps (patrimoine)

          Journée du multiculturalisme ary fanokanana ny La Courtepointe de l’Appartenance;

      3. volana jolay : fiarahana nandraisana anjara tamin’ny filaharambe fetin’i Kanada;

      4. volana jolay : fandraisana anjara tamin’ny Juste pour Jouer ao amin’ny fety Juste pour

          Rire, fampianarana ny filalaovana ireo kilalao nentim-paharazana (katro, solitaire,

          fanorona, ets.) amin’ireo vahiny, Montréal;

      5. volana aogositra : fandihizana tarika Taratra sy fanaovana sakafo malagasy tamin’ny

          Fêtes Créoles Internationales, Ile Notre-Dame, Montréal;

      6. volana aogositra : fandraisana anjara sy fanampiana tamin’ny  RSM (Rencontre Sportive

          Malagasy) sy sponsor;

     

    Fararano 2003 (automne)

      1. volana septambra : fandalovan’ny TV5 tao amin’ny S.M.M

      2. volana oktobra : Fihaonambe Voalohan’ny Malagasy aty Amerika Avaratra

         (fampahalalana fikambanana na vondrona) DIEM, New-Jersey;

     

    Ririnina 2003 (hiver)

     

     1. volana novambra: andro fampahafantarana an'i Madagasikara; herinandron'i Québec interculturel;andro fankasitrahana anireo fikambanana izay nandray anjara tamin'ny Fête Des Enfants De Montréal (Cégep André-Laurendeau)

     2. volana desambra: fifanakalozana tamin'ny sekoly Sainte-Anne; krismasin'ny Sekoly 13 desambra; lamesan'ny 24 desambra; krismasy 25 desambra. 

     

    Zava-bita sy ho atao mandritra ny taona 2004  :

     

    Lohataona 2004 (printemps)

     

    1.  21/03/04: fitsangatsanganana lohataona tany Mt-St-Grégoire (cabane à sucre)

    2. 16/05/04:  fankalazana Semaine québécoise des familles Montréal

     

    Fahavaratra 2004 (été)

     

    1. 26/06/04:  fikarakarana ny fety 26 jiona tao amin'ny sous-sol église St-Jean-de-Matha, Montréal

    2.  01/08/04:  fiarahana nandihy Fêtes créoles internationales de Montréal

    3.  14,15/08/04:  fetin'ny ankizy eto Montréal, Parc de Maisonneuve

    4.  28/08/04:  fitsangatsanganana any Philipsburg

     

    Fararano 2004 (automne)

     

    1. 10/04/04: Journée Portes Ouvertes niaraka tamin’ny MRCI, tao anatin’ny Semaine des rencontres interculturelles.

     

     

    Ririnina 2004 (hiver)

     

    1.  volana desambra:  fankalazana krismasy sy fandraisana anjara miaraka amin'ireo fikambanana hafa eto Montréal

     

     

    Zava-kasaina ho atao mandritra ny taona 2005  :

     

    1.  volana marsa:  fifanakalozana Jeunesse Canada

    2.  volana marsa-aprily:  fitsangatsanganana lohataona (cabane à sucre)

    3.  volana may:  herinandron'ny fianakaviana québecoise

    4.  17,18,19 jiona:  lasy famaranana taom-pianarana

    5.  24 jiona:  fandraisana anjara "défilé St-Jean" eto Montréal

    6.  1er Jolay:  fandraisana anjara "défilé Fête du Canada"


    Tsy dia nisy fihovana ireo fandaharana ireo hatramin'ny taona 2011.

     

     

     

 

Ce site Web a été créé par SkUnKySkUrT.

si des liens ne fonctionnent pas envoyez moi un mail

Nov.2003