Adiresy : 3490 Fabien Laberge, H4E-4P8, Montréal, Québec; 514-761-6219, na koa: 514-998-7236.
email: birao.mpitantana.smm@sekoly-malagasy-montreal.com
Toerana fianarana :
Centre Afrika, 1644 rue St Hubert, Montréal, Qc H2L-3Z3, 514-843-4019
NA
Fifandraisana @ Zoom : ny rohy idirana dia omena @ mailaka.
Ora sy andro hianarana :
- Indray mandeha isan-kerinandro.
- Miankina amin’ny fahafahana sy ny safidin’ny mpianatra sy ny fifanarahana amin’ny mpampianatra.
- Fifandraisana amin’ny mailaka.
Taom-pianarana :
- Maharitra hatrany amin’ny volana jona ny fampianarana araka ny taom-pianarana eto Kanada koa mitsahatra rehefa fialan-tsasatra rehetra.
Sokajin’ny sekoly :
- Ankizy, mpianatra, olon-dehibe Malagasy na Vahiny.
Fisoratana anarana :
Mailaka na antso antarobia.
Saram-pianarana :
30$ isan-taona halefa amin’ny interac.
# Asabotsy 28 novambra 2020 amin’ny 6 ora hariva fihaonana ho an’izay liana hahafantatra ny fanomanana, fandrindrana, tanjona, ary lohahevitra ho tratrarina ao amin’ny fianarana.
Fifandraisana amin’ny Zoom na rohy idirana dia omena amin’ny mailaka.