Bonjour tout le monde !

 

Arahaba tratra ny taona 2022

 

         Tonga indray ity ny taona vaovao. Ny Sekoly Malagasy eto Montreal dia faly miarahaba antsika rehetra mpiray tanindrazana aty Kanada.

          Ho soa,sy ho tsara anie ny taona vaovao ho diavintsika eto an-toerana sy ny any Madagasikara. Homen’Andriamanitra ny fahasalamana daholo,sy ombàm-piadanana, ary fahombiazana harahim-pifaliana lalandava anie ny taona manontolo. 

La S.M.M. vous souhaite une Bonne Année 2022, 

             Que le bonheur, la richesse et la santé soient au rendez-vous au sein de votre foyer pour cette nouvelle année. 

 

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Résoudre : *
30 ⁄ 6 =