Fandaran’asa isan-taona

  1. Septambra: fetin’ny fidiran’ny taom-pianarana vaovao;
  2. Oktobra: mikasika ny Halloween;
  3. Novambra: andro fampafantarana an’i Madagasikara;
  4. Desambra: Krisimasy ao amin’ny Sekoly sy fandraisana anjara miaraka amin’ireo fikambanana eto Montréal;
  5. Febroary: mikasika ny fetin’ny mpifankatia;
  6. Marsa na aprily: cabane à sucre;
  7. Jiona: fety famaranana ny taom-pianarana ary fitsangatsanganana;
  8. Aogositra: fetin’ny Ankizy miaraka amin’ny Ville de Montréal (Parc de Maisonneuve).

Zava-bita nandritra ny taona 2003  :

Lohataona 2003 (printemps):

  1.  volana marsa : fampianarana (fomba sy teny malagasy) ireo mpianatra quebecois handeha ho any Madagasikara;
  2.   volana aprily : fandraisana anjara tamin’ny projet ÉLODIL (Éveil au langage et Ouverture a la Diversité Linguistique) , www.elodil.com, niaraka tamin’ny Université de Montréal;
  3.   volana may : fanasana avy amin’ny Ville de Montréal momba ny Herinandron’ny Fianakaviana na Semaine Québécoise de la Famille izay nandraisan’ny ray aman-dreny sy ny ankizy anjara tao amin’ny Vieux-Port, Montréal.

  Fahavaratra 2003 (été)

 1. volana jiona : fanasana avy tamin’ny fikambanan’ny Algérie nandraisana anjara

     tamin’ny fetim-pirenena quebecois;

  2. volana jiona : fanasana avy tamin’ny ministra federaly Sheila Copps (patrimoine)

      Journée du multiculturalisme ary fanokanana ny La Courtepointe de l’Appartenance;

  3. volana jolay : fiarahana nandraisana anjara tamin’ny filaharambe fetin’i Kanada;

  4. volana jolay : fandraisana anjara tamin’ny Juste pour Jouer ao amin’ny fety Juste pour

      Rire, fampianarana ny filalaovana ireo kilalao nentim-paharazana (katro, solitaire,

      fanorona, ets.) amin’ireo vahiny, Montréal;

  5. volana aogositra : fandihizana tarika Taratra sy fanaovana sakafo malagasy tamin’ny

      Fêtes Créoles Internationales, Ile Notre-Dame, Montréal;

  6. volana aogositra : fandraisana anjara sy fanampiana tamin’ny  RSM (Rencontre Sportive

      Malagasy) sy sponsor;

   Fararano 2003 (automne)

  1. volana septambra : fandalovan’ny TV5 tao amin’ny S.M.M
  2.  volana oktobra : Fihaonambe Voalohan’ny Malagasy aty Amerika Avaratra (fampahalalana fikambanana na vondrona) DIEM, New-Jersey;

      Ririnina 2003 (hiver)

  1.  volana novambra: andro fampahafantarana an’i Madagasikara; herinandron’i Québec interculturel;andro fankasitrahana anireo fikambanana izay nandray anjara tamin’ny Fête Des Enfants De Montréal (Cégep André-Laurendeau)
  2.  volana desambra: fifanakalozana tamin’ny sekoly Sainte-Anne; krismasin’ny Sekoly 13 desambra; lamesan’ny 24 desambra; krismasy 25 desambra. 

Zava-bita sy ho atao mandritra ny taona 2004  :

Lohataona 2004 (printemps)

1.  21/03/04: fitsangatsanganana lohataona tany Mt-St-Grégoire (cabane à sucre)

2. 16/05/04:  fankalazana Semaine québécoise des familles Montréal

 

Fahavaratra 2004 (été)

1. 26/06/04:  fikarakarana ny fety 26 jiona tao amin’ny sous-sol église St-Jean-de-Matha, Montréal

2.  01/08/04:  fiarahana nandihy Fêtes créoles internationales de Montréal

3.  14,15/08/04:  fetin’ny ankizy eto Montréal, Parc de Maisonneuve

4.  28/08/04:  fitsangatsanganana any Philipsburg

 

Fararano 2004 (automne)

1. 10/04/04: Journée Portes Ouvertes niaraka tamin’ny MRCI, tao anatin’ny Semaine des rencontres interculturelles.

 

Ririnina 2004 (hiver)

1.  volana desambra:  fankalazana krismasy sy fandraisana anjara miaraka amin’ireo fikambanana hafa eto Montréal.

 

Zava-kasaina ho atao mandritra ny taona 2005  :

1.  volana marsa:  fifanakalozana Jeunesse Canada

2.  volana marsa-aprily:  fitsangatsanganana lohataona (cabane à sucre)

3.  volana may:  herinandron’ny fianakaviana québecoise

4.  17,18,19 jiona:  lasy famaranana taom-pianarana

5.  24 jiona:  fandraisana anjara « défilé St-Jean » eto Montréal

6.  1er Jolay:  fandraisana anjara « défilé Fête du Canada »

Tsy dia nisy fihovana ireo fandaharana ireo hatramin’ny taona 2011.