- Septambra: fetin’ny fidiran’ny taom-pianarana vaovao;
- Oktobra: mikasika ny Halloween;
- Novambra: andro fampafantarana an’i Madagasikara;
- Desambra: Krisimasy ao amin’ny Sekoly sy fandraisana anjara miaraka amin’ireo fikambanana eto Montréal;
- Febroary: mikasika ny fetin’ny mpifankatia;
- Marsa na aprily: cabane à sucre;
- Jiona: fety famaranana ny taom-pianarana ary fitsangatsanganana;
- Aogositra: fetin’ny Ankizy miaraka amin’ny Ville de Montréal (Parc de Maisonneuve).
Zava-bita nandritra ny taona 2003 :
Lohataona 2003 (printemps):
- volana marsa : fampianarana (fomba sy teny malagasy) ireo mpianatra quebecois handeha ho any Madagasikara;
- volana aprily : fandraisana anjara tamin’ny projet ÉLODIL (Éveil au langage et Ouverture a la Diversité Linguistique) , www.elodil.com, niaraka tamin’ny Université de Montréal;
- volana may : fanasana avy amin’ny Ville de Montréal momba ny Herinandron’ny Fianakaviana na Semaine Québécoise de la Famille izay nandraisan’ny ray aman-dreny sy ny ankizy anjara tao amin’ny Vieux-Port, Montréal.
Fahavaratra 2003 (été)
1. volana jiona : fanasana avy tamin’ny fikambanan’ny Algérie nandraisana anjara
tamin’ny fetim-pirenena quebecois;
2. volana jiona : fanasana avy tamin’ny ministra federaly Sheila Copps (patrimoine)
Journée du multiculturalisme ary fanokanana ny La Courtepointe de l’Appartenance;
3. volana jolay : fiarahana nandraisana anjara tamin’ny filaharambe fetin’i Kanada;
4. volana jolay : fandraisana anjara tamin’ny Juste pour Jouer ao amin’ny fety Juste pour
Rire, fampianarana ny filalaovana ireo kilalao nentim-paharazana (katro, solitaire,
fanorona, ets.) amin’ireo vahiny, Montréal;
5. volana aogositra : fandihizana tarika Taratra sy fanaovana sakafo malagasy tamin’ny
Fêtes Créoles Internationales, Ile Notre-Dame, Montréal;
6. volana aogositra : fandraisana anjara sy fanampiana tamin’ny RSM (Rencontre Sportive
Malagasy) sy sponsor;
Fararano 2003 (automne)
- volana septambra : fandalovan’ny TV5 tao amin’ny S.M.M
- volana oktobra : Fihaonambe Voalohan’ny Malagasy aty Amerika Avaratra (fampahalalana fikambanana na vondrona) DIEM, New-Jersey;
Ririnina 2003 (hiver)
- volana novambra: andro fampahafantarana an’i Madagasikara; herinandron’i Québec interculturel;andro fankasitrahana anireo fikambanana izay nandray anjara tamin’ny Fête Des Enfants De Montréal (Cégep André-Laurendeau)
- volana desambra: fifanakalozana tamin’ny sekoly Sainte-Anne; krismasin’ny Sekoly 13 desambra; lamesan’ny 24 desambra; krismasy 25 desambra.
Zava-bita sy ho atao mandritra ny taona 2004 :
Lohataona 2004 (printemps)
1. 21/03/04: fitsangatsanganana lohataona tany Mt-St-Grégoire (cabane à sucre)
2. 16/05/04: fankalazana Semaine québécoise des familles Montréal
Fahavaratra 2004 (été)
1. 26/06/04: fikarakarana ny fety 26 jiona tao amin’ny sous-sol église St-Jean-de-Matha, Montréal
2. 01/08/04: fiarahana nandihy Fêtes créoles internationales de Montréal
3. 14,15/08/04: fetin’ny ankizy eto Montréal, Parc de Maisonneuve
4. 28/08/04: fitsangatsanganana any Philipsburg
Fararano 2004 (automne)
1. 10/04/04: Journée Portes Ouvertes niaraka tamin’ny MRCI, tao anatin’ny Semaine des rencontres interculturelles.
Ririnina 2004 (hiver)
1. volana desambra: fankalazana krismasy sy fandraisana anjara miaraka amin’ireo fikambanana hafa eto Montréal.
Zava-kasaina ho atao mandritra ny taona 2005 :
1. volana marsa: fifanakalozana Jeunesse Canada
2. volana marsa-aprily: fitsangatsanganana lohataona (cabane à sucre)
3. volana may: herinandron’ny fianakaviana québecoise
4. 17,18,19 jiona: lasy famaranana taom-pianarana
5. 24 jiona: fandraisana anjara « défilé St-Jean » eto Montréal
6. 1er Jolay: fandraisana anjara « défilé Fête du Canada »
Tsy dia nisy fihovana ireo fandaharana ireo hatramin’ny taona 2011.