Ny Sekoly Malagasy eto Montréal dia faly manolotra ny FIRARIAN-TSOA
ho antsika Malagasy maneranana an’i Kanada amin’izao fahatongavan’ ny KRISMASY 2025 izao.
Ho Noelim-pifaliana anie ny ho diavintsika mianakavy sy ho fanamafisam- pihavanana sy firaisan-kina
amin’ny maha Malagasy antsika.
Mirary antsika rehetra ho tratry ny Taona 2026 vaovao. Ho vy vato aina ka hahatratra ny taom-polo mitsingeringerina, hohasoavin’Andriamanitra amin’izay rehetra hatao.
Ny birao
birao.mpitantana.smm@sekoly-malagasy-montreal.com
-=$=-
Chers Compatriotes au Canada,
Chers Amis de Madagascar,
L’École Malgache de Montréal est heureuse de vous présenter ses MEILLEURS VOEUX pour ce Noel 2025
et pour la Nouvelle Année 2026.
Que santé, prospérité, paix et harmonie nous accompagnent tous !!
Merci,
Le bureau.